tag:blogger.com,1999:blog-4560619269449708502.post2843372993069428765..comments2023-09-04T00:53:31.824-07:00Comments on Ny tontolon' IkalaFanja: Izay azo andrandraina, fisaorana no ataoAnonymoushttp://www.blogger.com/profile/12024573846548943651noreply@blogger.comBlogger5125tag:blogger.com,1999:blog-4560619269449708502.post-10925300055495390872015-03-24T03:59:15.906-07:002015-03-24T03:59:15.906-07:00Ny kafe indry no tsy namako :p
Hahaa, enga anie ak...Ny kafe indry no tsy namako :p
Hahaa, enga anie akia.
Bisouus ♥Anonymoushttps://www.blogger.com/profile/16798789453819886560noreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-4560619269449708502.post-86503664356776955082015-03-23T13:15:12.588-07:002015-03-23T13:15:12.588-07:00tsara aky io dite io a, fa mividy an'ilay dite...tsara aky io dite io a, fa mividy an'ilay dite "thé vert" ireny fotsiny anie dia izay, tavoahangy no mahafatifaty @io fa dite foana ny dite, tsy manitra ary anie io e, tsy manitra ohatran'ireny dite mafana ireny :(
eny aky, hafa mihitsy ny moment présent, tsy hay tokoa ny ampitso fa tena marina loatraAnonymoushttps://www.blogger.com/profile/12024573846548943651noreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-4560619269449708502.post-80285609436780868782015-03-23T13:13:28.212-07:002015-03-23T13:13:28.212-07:00tsy efa niteny andry ve aho fa izaho koa anie mpis...tsy efa niteny andry ve aho fa izaho koa anie mpisotro dite be e, ny ahy sady kafe no dite be dia be

eo aky fa mbola ho ananandry daholo ireo ry zandrikeliko a! nisy olona niteny hoe izay rehetra iriana hono azo foana :)

bisous be dryAnonymoushttps://www.blogger.com/profile/12024573846548943651noreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-4560619269449708502.post-19864224080286028952015-03-23T10:48:49.622-07:002015-03-23T10:48:49.622-07:00Mahate hanandrana ahy ity dite ity ry Ikala Fanja ...Mahate hanandrana ahy ity dite ity ry Ikala Fanja :) Ankafizo ny andro tsara e Aleo ankasitrahana izay azo anio fa tsy hay ny ateraky ny ampitsoAnonymoushttps://www.blogger.com/profile/07930344346181447952noreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-4560619269449708502.post-48912441690531950512015-03-23T08:22:35.983-07:002015-03-23T08:22:35.983-07:00Toa tonga any Parisy vetivety raha mamaky ny lahat...Toa tonga any Parisy vetivety raha mamaky ny lahatsoratra. Namako be ndry amin'ilay dite, ilay lokomena moa tsy lazaiko intsony fa toy ny amin'ny lahatsoratra nosoratandry mampiseho zavatra dia maha te hanana sahady.
Tsy hita avy aza ilay hoe tsy misy "mise en page" ;)
♥ ♥ ♥Anonymoushttps://www.blogger.com/profile/16798789453819886560noreply@blogger.com