tag:blogger.com,1999:blog-4560619269449708502.post4244069507681964632..comments2023-09-04T00:53:31.824-07:00Comments on Ny tontolon' IkalaFanja: FOMBAN-DRAZANA MALAGASY AMIN'NY FAHORIANAAnonymoushttp://www.blogger.com/profile/12024573846548943651noreply@blogger.comBlogger4125tag:blogger.com,1999:blog-4560619269449708502.post-55935313093265577732015-02-25T12:37:20.316-08:002015-02-25T12:37:20.316-08:00Samy mba miezaka mianatra eto isika aloha izany ko...Samy mba miezaka mianatra eto isika aloha izany koa! đAnonymoushttps://www.blogger.com/profile/12024573846548943651noreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-4560619269449708502.post-31769149845876063092014-12-19T04:54:08.068-08:002014-12-19T04:54:08.068-08:00Ny kely mba fantatro dia efa novalin i Soapeta ets...Ny kely mba fantatro dia efa novalin i Soapeta etsy ambony, fa @reo fanontanian dry ireo aza misy tsy fantatro akory hoe fomba!
Misaotra fa nafataran javatra e :) Mikolo Raitrahttps://www.blogger.com/profile/03150827328164904788noreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-4560619269449708502.post-54168433048467809522014-12-13T14:41:36.826-08:002014-12-13T14:41:36.826-08:00Mankasitraka aky a! Maka infos etsy sy eroa aho fa...Mankasitraka aky a! Maka infos etsy sy eroa aho fa tsra ho fantatra ny fomban-drazana e! Izaho nanaraka bĂȘtement h@zay tsy nahalala izay dikany akoryAnonymoushttps://www.blogger.com/profile/12024573846548943651noreply@blogger.comtag:blogger.com,1999:blog-4560619269449708502.post-71001639837748323842014-12-13T11:42:16.316-08:002014-12-13T11:42:16.316-08:00tsy dia hoe nandalina aho fa mba nisy fanontaniana...tsy dia hoe nandalina aho fa mba nisy fanontaniana efa napetrako koa dia nisy valiny tsapako fotsiny, dia nisy navaly ahy, dia nisy reko.
A-a- ilay fatotra indray amiko, mifanitsy aminâny vanin-taolanâny vatanâny olombelona. dia mipetrapetraka tsara ny fatotra rehefa raha manaraka anâiny. Moa ny isa tsy ankasa rahateo tena manan-danja amintsika malagasy. Tsy voatery fito fa misy manao dimy ary misy manao roa ambinifolo mihitsy aza ( mifandray aminâny tendrombohitra 12 indray raha iny isa ankasa iny). Rehefa tena dinihina dia rĂ©parti Ă©quitablement ny fatotra aminâilay isa tsy ankasa.

B-a- amiko midika io hoe ny indray mandeha tsy miverina ny fandevenana. Tsy miverina manatitra razana hafa intsony ( aminâny fotoana mifanesy), ary indrindra mandry am-piadanana tsara ny maty fa tsy mitsiditsidika ny velona intsony.

B-b- ny afo ( mazava) dia atahoranâny herinâny maizina. Ho antsika gasy dia mifandraika aminâny maizina ihany koa ny fahafatesana. Dia mba hanasarahana izay mety ho asanâny maizina ny handalovana afo (tsy arahin-dolo hoy ny Ntaolo). Fa amiko symbolique ihany zany, fa mila signifier-na amina fihetsika hita maso fotsiny hoe miditra aminâny mazava aminâizay dia alavirina zay mety ho herinâny maizina fotsiny angamba.

D-a- ny fisasĂ na aminâny rano mandeha dia mba handehananâny fahoriana sy ny ratsy rehetra manaraka ny renirano any e. tsy mananontanona ny fianakaviana intsony. mba hoe avalona ny pejy e

D-b- Resaka hygiĂšne indray ny fanariana ny lambanâny maty amiko. satria mety narary izy, na dia ny razana ftsn aza dia mety efa hisy mikraoba ka ariana any ny aretina rehetra. Sady mety hoe reraky ny fahoriana dia tsy ho vita tsinona ny hanasa ny lamba rehetra, hanasa trano, hanao mĂ©nage sns, dia mba io no mety sy symbolique indrindra.

D-d ny fiarahana aminâny fianakaviana indray, dia hoe na dia misy aza ny fahoriana sy ny fitsapana dia mbola mifanohana hatrany ny fianakaviana ary miara-manovo hery aminâny cadre miala kely aminâilay tanĂ na nidom-pahoriana teo alohanâny hiatrehana ny tohinâny fiainana indray.
Fa amiko, reo no nataon'ny Ntaolo satria ireo no tandrify azy, fa tsy manakana antsika tsy hi-adapter azy amin'ny vanin'androntsika akory rehefa mazava ny tena dikany. Moa misy koa no tonga amin'ilay fitenenana malaza hoe: " araka ny fomban-drazana izay tsy hita ny maharatsy azy" e! ;-)Soapetahttps://www.blogger.com/profile/04585863104218017935noreply@blogger.com