mardi 22 avril 2014

Teny fampidirana


Tonga soa eto amin'ny tontolon'i IkalaFanja, hizarako ny fahitako ny fiainana, ho feno tsiky ny lalantsika, ireo lesoky ny lasa nanovozako ny soa no andeha ho tantaraiko ndrao hisy tombony ho anao koa.

Welcome to my blog IkalaFanja's Land, I want to share with you guys my view of this life and how i face to it with all of hapiness and so much smile


2 commentaires:

  1. Dia efa tsindrin-daona izany hamaky sy handalo matetika eto e :) Vao teny vitsy no hitako eto dia efa haiko sahady fa ahafinaritra ity sehatra iray ity (y)

    RépondreSupprimer